|
|
|
|

Teny iditra 1  henterina
Fototeny  2 hentitra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Tapahina tarangana: Henterina ny tady
9 Vitaina tanteraka: Hohenterina ny raharaha vao misaraka isika [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  10 Qu’on coupe, qu’on tranche, qu’on sépare en coupant, en fendant, qu'on termine [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19