|
|
|
|

Teny iditra 1  hentohento
Sokajin-teny  2  anarana
Haiendriteny 
3  Tsotra :
4  Tovonana :
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Fanazavàna teny malagasy  18 Sentosento, tolokoloko, fahalelovana am-po (noho ny tsy maintsy anaovana asa an-tery). [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  19 crying, sobbing [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  20 Soupirs de regret, de surprise, de douleur que pousse celui qui doit faire une corvée pénible, qui doit payer plus cher certains objets, etc [1.3]
21 soupirs, pleurs [1.8]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19