|
|
|
|

Teny iditra 1  herehina
Fototeny  2 herika
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Todihina jerena any ivoho: Hereho ny lasa mba handinihana izay hatao amin' ny ho avy
9 Atao, isahiranana: Be herehina loatra Rakoto ka hadinony ny hafatrao [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10 to be looked at by turning the head [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  11 qu'on regarde en se retournant [1.8]
Fikambanana  12  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 2 misy ny teny hoe herehina
Ohabolana  13  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21