|
|
|
|

Teny iditra 1  herezina
Fototeny  2 hery
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Atao amin-kerimpo, amin-joto, amin-kafanam-po: Herezo ny fiasa, ry mpiray tanindrazana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 to be done courageously [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  10 qu'on fait avec courage [1.8]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19