|
|
|
|

Teny iditra 1  hetsehina
Fototeny  2 hetsika
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Ovana toerana: Aza hetsehina ity latabatra ity
9 Ahevingevina: Hetsehin' ny rivotra ny ravinkazo
10 Resahina, apoaka indray: Nohetsehin' ny mpivory sasany ny raharaha momba ny vary [1.1]
Ohabolana  11  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21