Teny iditra | 1 hetsehina (hetsika) |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 Ovana toerana: Aza hetsehina ity latabatra ity 4 Ahevingevina: Hetsehin' ny rivotra ny ravinkazo 5 Resahina, apoaka indray: Nohetsehin' ny mpivory sasany ny raharaha momba ny vary [1.1] |
Haiendriteny |
|
Ohabolana | 10 Ohabolana misy io teny hetsehina io |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05 |