Teny iditra hiasa
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Sakalava] Kilalao, hira [1.78]

Teny iditra hiasa (asa)
Sokajin-teny ho avin' ny matoantenin' ny mpanao miasa
Ohatra 
1Hiasa koa anie no nahatongavanay ato ê! [2.4]
2Nanangona olona haondrana hiasa any ivelany ny Frantsay. [2.508]
3Raha tena reraka mitohy moa izy, hahavita hiasa hafiriana io. [2.472]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31