|
|
|
|

Teny iditra 1  hiforana
Fototeny  2 hifotra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Tampenana, tsentsenana: Nohiforana ilay varavarankely tao atsinanana fa nangatsiaka loatra tao an' efitra noho ny rivotra [1.1]

Fivaditsoratra  9 fahirano, 10 fañoriha, 11 firohana, 12 foharina, hiforana, 13 rafohina

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19