Teny iditra | 1 himokimoka |
Fototeny | 2 himoka |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Sampanteny |
|
Fanazavàna teny malagasy |
6 Manakombona mafy ny vava mba tsy hivoaka ny hehy; fitanana ny hehy tsy hipoaka. [1.1] |
Tovy hevitra | 7 himoka |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05 |