|
|
|
|

Teny iditra1  himpona
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3  Feno tsara, tonga eo amin' ny fetran' ny famarana; manerana azy manontolo: Himpona ny tokotany 4  Tonga amin' ny isa ilana azy: Himpona ny isan' ny mpianatra [1.1]
Sampanteny 
5  Matoantenin' ny mpanao :
Tsipelina hafa  6  himpina
Mpanahaka  7  feno hika, hipoka, hivoka, hiboka

Fivaditsoratra  8  himpona, nahim-po

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31