Teny iditra | 1 hindrahindraina |
Fototeny | 2 hindrahindra |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 Rotsirotsina 5 Hasohasoina: Nohindraindrain' ny mpamaly kabary teo ny ben' ny tanana [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
6 to be tossed or played with as one does with a child [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
7 avec qui on joue comme avec un enfant [1.8] |
Haiendriteny |
|
Ohabolana | 12 Ohabolana misy io teny hindrahindraina io |
Fivaditsoratra | 13 hindrahindraina, ihindrahindrana |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |