|
|
|
|

Teny iditra 1  hirifana
Fototeny  2 hirika
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 loahana: Nohirifana tamin' ny fandraka ny hazo
9 tadiavina ho fantatra, haro-fana: Nohirifany mafy ny hahalala ny hevitro
10 bina mafy ho azo: Hirifako io boky io [1.1]

Fivaditsoratra  11 fihirana, 12 firihana, 13 haranify, hirifana

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19