|
|
|
|

Teny iditra (1/4)1  hoa
Sokajin-teny  2  Tsy lazaina
Fanazavàna teny malagasy  3  vovo (alika) [Sihanaka] [1.78]
4  Jereo hoha [1.1]

Teny iditra (2/4)5  hoa
Sokajin-teny  6  tenim-piontanana
Fanazavàna teny malagasy  7  hia! [Tanosy] [1.78]
Tsanganana sy sary iray takila  8  Ny tenim-piontanana rehetra

Teny iditra (3/4)9  hoa
Sokajin-teny  10  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  11  sahala, mitovy [Bara] [1.78]

Teny iditra (4/4)12  hoa
Sokajin-teny  13  tambinteny
Fanazavàna teny malagasy  14  saiky [Bara] [1.78]
Tsanganana sy sary iray takila  15  Ny tambinteny rehetra

Fivaditsoratra  16  aho, hao, hoa

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31