|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  hoda
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3  Malemy, bodaka: Vomanga hoda [1.1]
Anaram-javamaniry 

Teny iditra (2/3)5  hoda
Sokajin-teny  6  anarana
Fanazavàna teny malagasy  7  lehilahy [Bara] [1.78]

Teny iditra (3/3)8  hoda
Sokajin-teny  9  anarana
Voambolana  10  Haizavamaniry
Fanazavàna teny frantsay  11  L'un des nombreux noms de la patate, Ipomoea batatas (L.) Lam. (Convolvulaceae). [Merina] [1.196]
Anarana ara-tsiansa 

Nohavaozina tamin' ny 2022/05/26