|
|
|
|

Teny iditra 1  hodidinina
Fototeny  2 hodidina
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Misy... mamaritra ny sisiny hatraiza hatraiza: Hodidinin' ny hazo ny tanànanay
9 Fefena, sokeraina: Hodidinin' ny fahavalo ny tanàna ka aoka isika hiomana tsara
10 Otronina: Nohodidinin' ny minisitra ny Filohan' ny Nosy teo anoloan' ny lapan' ny tanàna [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  11 to be surrounded; to be wrapped [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  12 qu'on entoure; qu'on enveloppe [1.8]
Ohabolana  13  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21