|
|
|
|

Teny iditra 1  hodirina
Fototeny  2 hoditra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Alana ny hoditra aminy: Hodiro io omby io
9 Tsara volon-koditra (enti-milaza olona) [1.1]

Fivaditsoratra  10 hidirano, hodirina

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19