|
|
|
|

Teny iditra 1  hodivirina
Fototeny  2 hodivitra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 (enti-milaza toerana) tsy aleha fa iolahana: Nohodivirin' ny fahavalo ny tanàna fa voaron' ny manda tsy laitran' ny bala [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 to be looked at from the side; to be turned aside from [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  10 qu'on regarde de côté; dont on se détourne [1.8]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19