| Teny iditra | 1 hofaina |
| Fototeny | 2 hofa |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
8 Antsoina amin' ny kopa-damba, na tanana na zavatra hafa: Hofay lamba izy fa tsy reny izany
9 Sivanina amin' ny sahafa: Hofao tsara ny vary, rankizy [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
10 to be waved at
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
11 qu'on appelle par un signe de la main
[1.8] |
| Tsipelina hafa | 12 hofana |
| Fivaditsoratra | 13 anafiho, 14 faohany, 15 faohina, 16 fiahona, 17 fianaho, 18 fihaona, hofaina, 19 ifahano, 20 ifohana |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22 |
|