|
|
|
|

Teny iditra 1  hogahogaina
Fototeny  2 hogahoga
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Antsointsoina taisy antony; esoeaoina, horakorahina, harabirabina: Nohogahogain' ny ankizy izy taorian' ny fihetsika hafahafa nataony [1.1]

Fivaditsoratra  hogahogaina, 9 ihogahogana

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19