|
|
|
|

Teny iditra 1  hohazana
Fototeny  2 hohy
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Hadina tsy lalinaloatra amin' ny tanana na tongotra: Hohazan' ny saka ny tany
9 Fokarina: Nohohazan' ny akohonareo ny vomanganay
10 Tadiavina, karohina ho fantatra: Nohohazan-dRakoto ilay zavatra noresahintsika, fa tsy niteny aho na indraim-bava aza [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19