|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  hoika
Sokajin-teny  2  tenim-piontanana
Sampanteny 
3  Matoantenin' ny mpanao :
Fanazavàna teny malagasy  4  Teny tenenina raha sempotra na sasatra nony mijanona na mijoro kely avy niaka-piakarana: Hoika! mideza koa izany raha fiakarana [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5  mot que prononcent les gens fatigués en prenant haleine [1.3]
Tsipelina hafa  6  hoiky
Tsanganana sy sary iray takila  7  Ny tenim-piontanana rehetra

Teny iditra (2/2)8  hoika
Sokajin-teny  9  tenim-piontanana
Fanazavàna teny malagasy  10  kina-teny kely tsy misy heviny, mitovy amin' ny hoe Iky, ary ampiarahina mandrakariva amin' ny hoe mandehana hoika [1.10]
Fanazavàna teny frantsay  11  mot explétif, comme Iky [1.3]
Tsipelina hafa  12  hoiky
Tsanganana sy sary iray takila  13  Ny tenim-piontanana rehetra

Fivaditsoratra  14  ahiko, akiho, hoika, kaiho, kiaho

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31