Teny iditra | 1 holafitra |
Fototeny | 2 lafitra |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.78] [Taisaka]
lafiny, lafitr' akondro 5 [1.1] Fitambaran' ny akondro iray sampaho izany hoe miangona amin' ny tendron' ny taho anankiray Fizarana, toko, antoko. |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.3] section, rang, classe, caste |
Ohatra |
7 mpampiasa, sendikan’ny mpiasa, holafitra sy vondron’asa hafa, fikambanana, Fiangonana... [4.27] |
Haiendriteny |
|
Tsipelina hafa | 10 holafiny |
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 13 Ohabolana misy io teny holafitra io |
Fivaditsoratra | 14 fihalotra, hafilotra, holafitra |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |