|
|
|
|

Teny iditra1  holafitra
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.78] [Taisaka] lafiny, lafitr' akondro
4  [1.1] Fitambaran' ny akondro iray sampaho izany hoe miangona amin' ny tendron' ny taho anankiray
Fizarana, toko, antoko.
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3] section, rang, classe, caste
Ohatra  6  [4.27] mpampiasa, sendikan’ny mpiasa, holafitra sy vondron’asa hafa, fikambanana, Fiangonana...
Fototeny  7  lafitra
Haiendriteny 
8  Tsotra :
9  Tovonana :
Tsipelina hafa  10  holafiny
Kamban-teny 
Ohabolana  13  Ohabolana misy io teny holafitra io

Fivaditsoratra  14  fihalotra, hafilotra, holafitra

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21