|
|
|
|

Teny iditra 1  holoka
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Sampanteny 
Anarana :
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  6 Loaka ny ao anatiny, hoboka
7 Mpandaingalainga na fetsifetsy. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  8 creux, cave à l'intérirue
9 Figuré: madré, roué [1.3#264]
Ohatra  10  Ary amin' izany dia hitantsika indraindray ny hazo lehibe mbola velona, nefa holoka ny ao anatiny. [1.357#]
Fikambanana  11  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe holoka

Fivaditsoratra  12 haloko, holoka

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19