|
|
|
|

Teny iditra 1  homokomoka
Fototeny  2 homoka
Sokajin-teny  3  anarana
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  16 Fitsakoana na fihinanana zavatra afinafenina ka tsy sokafana mihitsy ny vava amin' izany. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  17 Action de triturer, de mâcher, d’agiter, de garder quelque chose dans la bouche sans ouvrir les lèvres [1.3#265]
Tovy hevitra  18 homoka

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22