Teny iditra | 1 homokomoka (homoka) |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Sampanteny |
|
Fanazavàna teny malagasy |
8 Fitsakoana na fihinanana zavatra afinafenina ka tsy sokafana mihitsy ny vava amin' izany. [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
9 Action de triturer, de mâcher, d’agiter, de garder quelque chose dans la bouche sans ouvrir les lèvres [1.3#265] |
Tovy hevitra | 10 homoka#mg.n |
Nohavaozina tamin' ny 2023/02/21 |