Teny iditra | hontsy | |
Sokajin-teny | mpamaritra | |
Fanazavàna teny malagasy | Entina manambara fandavana: Handeha hanaraka azy ve ianao? -- Hontsy [1.1] | |
Teny iditra | hontsy | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny frantsay | [Betsimisaraka] (c'est le nom resté le plus proche du mot batak untsi, désignant aussi le bananier). L'un des noms, sur la côte Sud-Est, du bananier cultivé : Musa sapientum L. ou Musa paradisiaca L. (Musaceae). Comparer aussi à fontsy, ontsy. [1.196] | |
[Sakalava-Mayotte] Banane [1.405] | ||
Anarana siantifika | Musa paradisiaca, Musa sapientum | |
Voambolana | Haizavamaniry | |
Nohavaozina tamin' ny 2022/11/06 |