| Teny iditra | 1 horintsina |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Sampanteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
9 Fahatsiarovana ohatra ny misy zavatra mitsoriaka na manaikitraikitra ny nofo aman-kozatra any anaty any; feo maranitra sady avo izay manindrontsindronamafy ny sofina
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
10 douleur piquante mais interne
[1.3#270] |
| Voambolana | 11 Fahasalamana |
| Tsipelina hafa | 12 horitsika, horontsona, horotsoka |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22 |
|