|
|
|
|

Teny iditra (1/4)1  horita
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  Olona fatra-pitsentsitra ny madinika [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4  bourgeois [1.13]

Teny iditra (2/4)5  horita
Sokajin-teny  6  anarana
Voambolana  7  Haizavamaniry
Fanazavàna teny frantsay  8  Bananes qu'on mange crues et bien mûres, sans autre préparation. Ce sont les meilleures variétés de Musa paradisiaca L. (Musaceae), celles que les créoles appellent « figues ». [Betsimisaraka] [1.196]
Anarana ara-tsiansa 

Teny iditra (3/4)10  Horita
Sokajin-teny  11  anaran-tsamirery (ara-baiboly)
Voambolana  12  Soratra Masina
Fanazavàna teny malagasy  13  mponina teo amin' ny tendrombohitra Hora, na Seira, ary natao ho naman' ny Emima sy ny Refaita koa izy. Nonina tamin' ny lava-bato izy ireny; ary ny dikan' ny teny hoe Horita dia "mponina an-dava-bato". Maro ny lava-bato any amin' ny tendrombohitra any Edoma, indrindra any Petra renivohiny. Angamba nifangaroharo tamin' ny taranak' i Esao, izay nandresy azy izy, ka ao amin' ny fitantarana sasany dia niaraka voalaza tamin' ny taranak' i Esao izy. [1.38]
Fanazavàna teny anglisy  14  Horites [2.996]
Fanazavàna teny frantsay  15  Horites [2.996]
Ohatra  16  ary ny horita tany an-tendrombohitra Seira hatrany El-parana, izay eo anilan'ny efitra. [2.996]
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly  17  Toko sy andininy momba Horita
Tsanganana sy sary iray takila  18  Fitanisana

Fivaditsoratra  19  horita, tariho

Nohavaozina tamin' ny 2022/05/27