|
|
|
|

Teny iditra (1/5)1  horona
Sokajin-teny  2  anarana
Sampanteny 
3  Matoantenin' ny mpanao :
4  Matoantenin' ny iharana :
5  Matoantenin' ny fameno :
6  Anarana :
7  Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  8  Fanadiovana zavatra toy ny taratasy, tsihy, kofehy hivoromborona eo amin' izay nitoerany ihany: Horonan-taratasy
9  Fandanonana sy fampirimana ny zavajavatra
10  Fikainkonana sy fiketronana
11  Fambaboana fananana. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  12  a roll [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  13  rouleau [1.8]
14  action de mettre en rouleaux ou de se replier sur soi-même [1.196]
Tovy hevitra  15  horonana

Teny iditra (2/5)16  horona
Sokajin-teny  17  anarana
Fanazavàna teny malagasy  18  fihazana bibidia toy ny lambo, ombimanga, ets [Bara] [1.78]
Fanazavàna teny frantsay  19  action de rabattre les animaux d'un troupeau ou le gibier ; d'enrôler ou de réunir de force la population [1.196]
Kamban-teny 

Teny iditra (3/5)21  horona
Sokajin-teny  22  anarana
Fanazavàna teny malagasy  23  Karazan' ahitra fanao kitay, na kifafa koa noho izy henjana [1.1]
Anaram-javamaniry 
Anaran-toerana 

Teny iditra (4/5)26  horona
Sokajin-teny  27  anarana
Voambolana  28  Haizavamaniry
Fanazavàna teny frantsay  29  Nom donné à des plantes rampantes qui se replient sur elles-mêmes. Voir horomPEtaka [Merina] [1.196]

Teny iditra (5/5)30  horona
Sokajin-teny  31  anarana
Voambolana  32  Haizavamaniry
Fanazavàna teny frantsay  33  Nom des Poaceae les plus dures et poussant en touffes isolées). Ce sont surtout suivant les régions :
34  Loudetia simplex subsp. stipoides Bosser. A donné son nom au plateau de l'Horombe, une des régions les plus isolées de Madagascar. [Betsileo] [1.196]
35  surtout Imperata arundinacea Cirillo Nom illégitime synonyme de Lagurus cylindricus L. (Poaceae); [Tanala] [Bara]
36 
Aristida rufescens Steud. et Alloteropsis semialata (R.Br.) Hitchc. (Poaceae). Ces espèces marquent le degré ultime de la dégradation des pâturages par les incendies répétés, après la disparition de toutes les bonnes fourragères. Employées surtout après séchage comme combustible (voir bozaka), pour les couvertures de chaume ; dans un faible mesure aussi comme matière première de sparterie. Pourraient être utilisées, dans une certaine matière première de papeterie, surtout l'imperata. Sans qualité fourragère. Un proverbe malgache dit : tsy manan-tsaina omby horona : le boeuf qui en est réduit au horona devient idiot. [Sakalava] [Betsimisaraka]
Anaram-javamaniry 
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  40  horona, rohona, ronaho

Nohavaozina tamin' ny 2022/05/27