Teny iditra |
hosina
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Fifotetahana amin' ny fotaka, na vovoka, na loko, na loto; fandraisana adidy amin' ny raharaha iray ara-pianakaviana ka manao tsy miroa fo mihitsy
[1.1]
|
Fanazavàna teny frantsay | Barbouillage; action de se rouler dans la poussière, de se vautrer dans la boue [1.3]
|
Sampanteny |
|
|
Teny iditra |
hosina
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Haba varahina na volafotsy; fonjan-javatra boribory na boribory lavalava [1.1]
|
Fanazavàna teny frantsay | Bracelet en cuivre ou en argent Grosseur, volume round ou cylindrique Caillot [1.3]
|
Sampanteny |
|
|
Teny iditra |
hosiña
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny frantsay | [Betsileo]
(de hosina (merina) : pelote). Tresse ou pelote de rafia préparée pour la vente. On dit, par contre en Imerina : koborin-drofia
[1.196]
|
|