|
|
|
|

Teny iditra 1  hosoka
Sokajin-teny  2  anarana
Sampanteny 
Anarana :
Fanazavàna teny malagasy  5 Zavatra tsy tena izy, fa ala tahaka ratsy sy vita an-tandrevaka mba hamitahana: Nanao vola an-kosoka izy ka voasazy roapolo taona amponja. [1.1]
Tovy hevitra  6 hosokosoka
Fikambanana  7  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe hosoka

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22