Teny iditra |
hoto
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Fandroahana biby sasantsasany, toy ny alika, ny akoho amam-borona. [1.1]
|
Sampanteny |
|
|
Teny iditra |
hoto
|
Sokajin-teny | mpamaritra
|
Fanazavàna teny malagasy | Potipotika, rotidrotika: Nataon' ny saka hoto ny akanjokelin-janako Rovidrovitra, voarotika: Hoto ny tarehin' ilay kely fa tsy niantran' ilay lehibe mihitsy, hono [1.1]
|
Sampanteny |
|
Tovy hevitra | |
|
Teny iditra |
hoto
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Vorovoro-drongony, izay atao koa hoe renibendrongony ary ampiasaina indrindra ho fanentsenana loaka na vaky: Manentsin-tsambo amin' ny hoto [1.1]
|
|
Teny iditra |
hoto
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Fahasimbana Fanasaratsarahana ho singa miavaka [1.13]
|
Fanazavàna teny frantsay | Décomposition [1.13]
|
Kamban-teny |
|
|
Teny iditra |
hoto
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny frantsay | [Betsileo, Merina]
(au sens propre : rebut des fibres après le dévidage, bourre). Nom appliqué aussi à l'étoupe, à la bourre des armes à feu. [1.196]
|
Voambolana |
|