|
|
|
|

Teny iditra 1  hozongozonina
Fototeny  2 hozongozona
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Hetsehina mafy ary imbetsaka: Nohozongozonin' ny ankizy ny hazo ka raraka ny voankazo
9 Hontsonina, ketrahina: Tsy azon' inona na inona hozongozonina ny finoany [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10 to be shaken [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  11 qu'on secoue, qu'on ébranle [1.8]
Ohatra  12  Irony vato, irony vato, irony vato ery Andrangavo : hozongozonina vao mihamafy, pararetina vao mihafatratra; [2.857#]
13  Eto amin' izao, tsy misy iolahana intsony, no hamosahan' ny Filôzôfia malagasy ny vatolampy tsy azo hozongozonina niorenan' ny finoany. [2.296#]
Ohabolana  14  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21