|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  ianarana
Fototeny  2 anatra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Enti-milaza ny zavatra iray atao ny hahaizana azy [1.1#447]
Fanazavàna teny anglisy  [1.2#40]
Fanazavàna teny frantsay  9 qu'on étudie, qu'imite [1.3#37]
Ohatra  10  Ny dada no sarotra ianarana. [2.69#280]
11  Hararaoty ny andro tsy ianarana hidiovana. [2.117#12]
12  Ny tenindrazana no tokony hianarana voalohany indrindra [1.1#447]
Ohabolana  13  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2) 14  ianarana
Fototeny  15 anatra
Sokajin-teny  16  matoantenin' ny fameno
Haiendriteny 
17  Ny ankehitriny :
18  Ny lasa :
19  Ny hoavy :
20  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  21 Enti-milaza ny fomba, toerana, fitaovana entina mianatra [1.1#447]
Fanazavàna teny anglisy  [1.2#40]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3#37]
Ohatra  22  Ny rakibolana no tsara hianarana ny tenin-drazana [1.1#447]
23  ianarana koa ny miandry amim-paharetana hoy Idada. [2.332#42]
Ohabolana  24  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  25 anairana, 26 anariana, ianarana, 27 iaranana

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21