|
|
|
|

Teny iditra 1  ianteherana
Fototeny  2 antehitra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny fameno
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Itokiana, iankinana, antenaina mba hanohana, ho vonjy sy tohana: Ny fanjakana no ianteheran' ny vahoaka [1.1]
Ohatra  9  Ny mpanan-karena no ianteheran' ny mahantra (Les pauvres s'appuient, comptent sur les riches) [1.3]
10  Hianao no ianteherako (Je me confie à vous, je compte sur vous) [1.3]
Fikambanana  11  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe ianteherana
Ohabolana  12  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21