|
|
|
|

Teny iditra 1  idoladolana
Fototeny  2 doladola
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny fameno
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny frantsay  [1.3#112]
Ohatra  8  Ny fihaingoana tamin' izany tsy mbola niraratra loatra, fa ny kely eny an-koditra no mba idoladolana. [1.437#]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19