Teny iditra ieferana (efitra)
Sokajin-teny matoantenin' ny fameno
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]
Ohatra Volotsangana no ieferan' ny tranontsika (Nos chambres sont séparées par des bambous) [1.3]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : ieferana, ieferako, ieferanao, ieferany, ieferantsika, ieferanay, ieferanareo, ieferan', ieferan-, ieferam-, iefera-
Ny lasa : nieferana, nieferako, nieferanao, nieferany, nieferantsika, nieferanay, nieferanareo, nieferan', nieferan-, nieferam-, niefera-
Ny hoavy : hieferana, hieferako, hieferanao, hieferany, hieferantsika, hieferanay, hieferanareo, hieferan', hieferan-, hieferam-, hiefera-
Filaza mandidy : iefero

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20