|
|
|
|

Teny iditra 1  ifampikasihana
Fototeny  2 kasika
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny fameno
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Ohatra  7  kanefa misy ifampikasihany ihany, satria Paoly dia nandray ny fombam-piteny nampiasaina tao amin' ny fivavahana ifonosan' ny zava-miafina, ka manao izany ho lalana ho enti-milaza sy manazava ny fampianarana nataony tamin' ny Jentilisa. [1.38#1037]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19