|
|
|
|

Teny iditra1  ifanahafana
Fototeny  2  hahaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny fameno
Ohatra  4  Misy ifanahafany amin' ny fampinomana tangena teto Madagaskara izany. [1.38]
5  Fa misy fandehany tokoa, fomba arahin' ny mpikabary sy ny mpandahatra na zovy na zovy: mety ho samy manana ny azy, nefa misy ifanahafana na ifandraisan' izy rehetra. [2.298]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20