|
|
|
|

Teny iditra 1  ifanaovana
Fototeny  2 tao
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny fameno
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Ohatra  7  Ny fiheverako azy, ny marina dia tsy niomana ny hanaiky velively izy mivady, fa ny orok' i Vola sy ny resaka fohy nifanaovana taminy teo iny no ohatra ny nampiditra azy am-bovo, ka tsy nahafahany nihemotra intsony. [2.4#29]
Ohabolana  8  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21