|
|
|
|

Teny iditra 1  ihomehezana
Fototeny  2 homehy
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny fameno
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny anglisy  8 to be laughed at [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3#265]
9 dont on se moque, dont on rit [1.8]
Ohatra  10  ihomehezana ange izany ka mora! [2.4#]
11  Ary aza dia hihomehezanareo zatovo izay tonga amin' ny fotoam-pandrosoana ankehitriny, fa tsarovy ny tenin' ilay lehilahy manan-tsaina anankiray hoe: [1.437#b]
Ohabolana  12  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21