Teny iditra ijaliana (jaly)
Sokajin-teny matoantenin' ny fameno
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]
Ohatra Tapak' andro ijaliana ihany, dia mampanadino ny hasambarana lasa, ary amin' ny fiafaran' ny olona, dia haharihariny ny asany. [2.996]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : ijaliana, ijaliako, ijalianao, ijaliany, ijaliantsika, ijalianay, ijalianareo, ijalian', ijalian-, ijaliam-, ijalia-
Ny lasa : nijaliana, nijaliako, nijalianao, nijaliany, nijaliantsika, nijalianay, nijalianareo, nijalian', nijalian-, nijaliam-, nijalia-
Ny hoavy : hijaliana, hijaliako, hijalianao, hijaliany, hijaliantsika, hijalianay, hijalianareo, hijalian', hijalian-, hijaliam-, hijalia-
Filaza mandidy : ijalio

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20