|
|
|
|

Teny iditra 1  ikapohana
Fototeny  2 kapoka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny fameno
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny frantsay  [1.3#311]
Ohatra  8  Raha misy ikapohana azy noho ny ditrany, dia ataony ampinga enti-mamely sy enti-manohana ny tànany [2.588#]

Fivaditsoratra  9 anakapohy, 10 anakipaho, ikapohana, 11 ikopahana

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19