Teny iditra ilazana (laza)
Sokajin-teny matoantenin' ny fameno
Ohatra 
1teny ilazana zavatra maro maloto mifangaroharo. [2.313]
2Ny rainao no tokony hilazanao izany (C'est à votre père qu'il faut dire cela) [1.3]
3Ny governora no nilazako ny raharahanao (C'est au gouverneur que j'ai raconté votre affaire) [1.3]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : ilazana, ilazako, ilazanao, ilazany, ilazantsika, ilazanay, ilazanareo, ilazan', ilazan-, ilazam-, ilaza-
Ny lasa : nilazana, nilazako, nilazanao, nilazany, nilazantsika, nilazanay, nilazanareo, nilazan', nilazan-, nilazam-, nilaza-
Ny hoavy : hilazana, hilazako, hilazanao, hilazany, hilazantsika, hilazanay, hilazanareo, hilazan', hilazan-, hilazam-, hilaza-
Filaza mandidy : ilazao
Ohabolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2024/06/10