Teny iditra ilevenana (levina)
Sokajin-teny matoantenin' ny fameno
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]
Ohatra 
1ary iray saha ilevenana [2.245]
2Ny fíainana dia lalana iray diavina hatreo amin' ny komby ahaterahana ka hatreo amin' ny fasana ilevenana [2.436]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : ilevenana, ilevenako, ilevenanao, ilevenany, ilevenantsika, ilevenanay, ilevenanareo, ilevenan', ilevenan-, ilevenam-, ilevena-
Ny lasa : nilevenana, nilevenako, nilevenanao, nilevenany, nilevenantsika, nilevenanay, nilevenanareo, nilevenan', nilevenan-, nilevenam-, nilevena-
Ny hoavy : hilevenana, hilevenako, hilevenanao, hilevenany, hilevenantsika, hilevenanay, hilevenanareo, hilevenan', hilevenan-, hilevenam-, hilevena-
Filaza mandidy : ileveno

Nohavaozina tamin' ny 2022/05/15