Teny iditra imatesana (maty (faty))
Sokajin-teny matoantenin' ny fameno
Ohatra fa imatesanareo amana ikelezanareo aina, ataoko hanatevina ny vodihena hotantaniko any Mahandry sy Nanjakana sy Tsararay sy Masoandro ary Besakana? [2.298]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : imatesana, imatesako, imatesanao, imatesany, imatesantsika, imatesanay, imatesanareo, imatesan', imatesan-, imatesam-, imatesa-
Ny lasa : nimatesana, nimatesako, nimatesanao, nimatesany, nimatesantsika, nimatesanay, nimatesanareo, nimatesan', nimatesan-, nimatesam-, nimatesa-
Ny hoavy : himatesana, himatesako, himatesanao, himatesany, himatesantsika, himatesanay, himatesanareo, himatesan', himatesan-, himatesam-, himatesa-

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/04/08