|
|
|
|

Teny iditra1  Imerinalavasofina
Sokajin-teny  2  anarana (lohatenin' boky)
Fanazavàna teny malagasy  3  Tao amin' ny "Imerinalavasofina" nivoaka teo an-taona 1930 teo ihany koa, no nampitahan-dRazafintsalama Josefa ny ohabolana malagasy amin' ny ohabolana hebrio: be tokoa ny itovizany na amin' ny heviny na amin' ny fipaikany. [2.299#9]
Mpanoratra  4  Razafintsalama Josefa

Nohavaozina tamin' ny 2023/04/02