Teny iditra inay
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Enti-milaza zavatra heno ka toa tondroina: Inay ilay feo henoko omaly [1.1]
Tovy hevitra injay

Teny iditra inay
Sokajin-teny tenim-piontanana [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy Toy izay, tahaka izay (teny mitory toa fanenenana amin' ny zavatra natao, na toa faniniana ny lahatra amin' ny tsy naha-toy izao na toy izao ny tena): Inay aho tsy niavonavona tamin' ny lehibeko! / Inay aho tsy nahalala an' iny olona iny na oviana na oviana! / Inay aho vorona sahala aminao! (Ny Avana) [1.1]
Fanazavàna teny anglisy There! Behold! O that! Would that! Hark! List! Used of some one drawing near but not yet in sight. [1.2]
 There! oh that! [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Puisse! oh que! plaise à Dieu! [1.8]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31