Teny iditra indaosina (indao)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  [Tanala] Mitondra [1.78]
 Entina an-kery, faohina: Nindaosin' ny rano ny tetezana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To be carried, to be taken. [1.2]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : indaosina, indaosiko, indaosinao, indaosiny, indaosintsika, indaosinay, indaosinareo, indaosin', indaosin-, indaosim-, indaosi-
Ny lasa : nindaosina, nindaosiko, nindaosinao, nindaosiny, nindaosintsika, nindaosinay, nindaosinareo, nindaosin', nindaosin-, nindaosim-, nindaosi-
Ny hoavy : hindaosina, hindaosiko, hindaosinao, hindaosiny, hindaosintsika, hindaosinay, hindaosinareo, hindaosin', hindaosin-, hindaosim-, hindaosi-
Filaza mandidy : indaosy
Tovy hevitra indaojina
Tsipelina hafa 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20